Mibiririoka [hery] | : | (biririoka) mt, s,: Fandalovam-peo amin'nY molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka ny rivotra, ? M,h,: Mifioka, mibizizioka, Ahitsio |
Mibirioka [hery] | : | (birioka) mt, s,: Mivily any amin'ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany. / Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin'ny politika, ? M. h : Mivily, mmivaona, miviona, mibisiokamanindao sidina, 1 Mando sitra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetih? io zazalahy io, Ahitsio |
Mibinaka [hery] | : | (binaka) mt, $,: Mivonto: Loza fa indray alma ihany dia nibinaka ilay ton. gotr'Isambilo nokekerim-bi. by, Ahitsio |
Mibinabina [hery] | : | (binabina) p.t.: Mivonto somary malemilemy toa mizihitry ny rivotra, ? M,h,: Mivonto, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra, mizihizlhy, mibibaka, Ahitsio |
Mibilaotra [hery] | : | (bilaotra) mt, s,: Misobilaka ka tsy mandeha amin'ny mahitsy tokony halehany. ? M.h.: Miviona, mibirioka mivaona, mihodivitra, mibi. soka, Ahitsio |
Mibilaka [hery] | : | (bilaka) p.t.: Tsy mahitsy, miolana, mivaona, Ahitsio |
Mibika [hery] | : | (bika) mt, p,: Manombana, mijery bikan'olona na zavatra, Ahitsio |
Mibifona [hery] | : | (bifona) mt, s,: Man-dao, miala, mitsipaka, mandositra. ? M,h,: Jar. Mandositra ? Lositra, Ahitsio |
Mibidibidy [hery] | : | (bidibidy) mt, s,: Maniry, Ahitsio |
Mibidibidy [hery] | : | (btdibidy) mt, s,: Mihevitrevitra, misaintsaina, 1 Manao mosalahy, minaikanaika, Ahitsio |
Mibibibiby [hery] | : | (bibibiby) mt, s,: Manao zavatra amin.kasahian izaitsizy, Ahitsio |
Mibibaka [hery] | : | Mitovy amin'ny Bibaka, Ahitsio |
Mibetroka [hery] | : | (mt, s, (mibetroha): Mibontsina,l Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpamptianatra dia nitomany i Solo kely, 1 Enti-milaza tarehy na Bteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho, - F,-p,: Mamaky betroka: 1) manao izay hahafolaka ny avonavon'ny olona iray, 2) Mampangaihay, mahakepoka. / Vaky betroka: Kepoka, izany hoe vaky ny lainga na-tao na hita ny zavatra nafenina ka mangaihay, mangasihasy foana eo, Ahitsio |
Miberoka [hery] | : | (beroka) mt, s,: Miteny teny tsy fantatra, miboredika, Ahitsio |
Mibelaka [hery] | : | Mitovy amin'ny Belaka. Ahitsio |
Mibehambehana [hery] | : | (behana) mt, s,: Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Vo_ alohany ny anao lahy ka ni. behambehana aoka izany, 1 Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana er? ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe, Ahitsio |
Mibedika [hery] | : | (bedika) mt, s,: Mimonomonona lava. Ahitsio |
Mibedibedy [hery] | : | mt. p, (mibedibede): Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpt-, asa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa, 1 Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy ma. nao afa-tsy ny mibedibedy i Neny, 1 Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary, Ahitsio |
Mibedy [hery] | : | (bedy) mt, p, (mlbede): Maniny, mananatra, mitezitra olona ka miteniteny azy lava. Ahitsio |
Mibedabeda [hery] | : | (bedabeda) mt, p,: Mandrairay zavatra, izay fihimpihinina ary avadibadika, ? M,h,: Mamonjafonja, Ahitsio |