Miandriandriana [hery] | : | (andriana) mt, s.: Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza. Ahitsio |
Miandry [hery] | : | (andry) mt. p, (miandrasa): Mijanona eo amin'ny toerana anankiray ambarapahatongan'nY olona na zavatra iray: Miandry ny zana_ ho eto aho, / Enimpolo tao_ na no niandry ny fahafahana ny Malagasy, 1 Tsy miala eo amin'ny toerana iray na eo ankilan'ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Mf. andry ny entanay any an-tse_ na izy, 1 Mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra, 1 Mitoetra eo ankilan'ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an.drainareo eny amin'ny hopitaly rahariva? - F,-p,: Miandry faty: miaritory raha misy maty, I Mian_ dry lahy: miandry ny fahavalo amin'ny toerana iray rehefa tapitra lasa ny zaza amam. behivavy. / Miandry lalana: miambina ny fandehanana amin'ny lalana, toerana iray, J Miandry raharaha: enti-milaza ireo irakiraka taloha mi. janona eo akaikin'ny rova ka antsoin'ny manamboninalritra rehefa misy hilana azy, I Miandry tandna: miambina ny tanana, / Miandry tany: miambina ny vavatany sao misy fahavalo miditra. I Mi. andry fototr'aretina: miandry zavatra tsy fantatra izay ho vokany, miandry ela be, I Miandry trano: mijanona ao an-trano mandritra ny tsy mahaao ny olona rehetra sao misy manamy, I Miandry an.dRazaka tsy hivalana: miandry olona ela dia ela, / Miandry vasoka: miandry foana tsy misy volcans'. / Miandry nifin'akoho tsy haniry: miandry zavatra tsy ho tonga na oviana na oviana, I Mian_ dry taflka na miandry vohoka: miandry ny andro hiterahan'ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin'nY hifanany na hikarakara ny zaza. / Mlandry kendry tohina na mlandry vava latsaka: miandry ny hitenenan'ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy, Ahitsio |
Miandravana [hery] | : | (andravana) mt. s,: Maneho fifaliana amin' ny dihy, Ahitsio |
Miandrandra [hery] | : | (andrandra) mt, a, sady mt. p, (miandrandrd): Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an'ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny. 1 Mikendry: Mlandrandra ny ho lasa dokotera na mpampiana_ tra ambony ny adalalahy, Ahitsio |
Miandranandrana [hery] | : | (andranandrana) mt, a,: Mihetsika na mandeha tsy mijery ambanY: Miandranandrana ery i Sa_ hondra rehefa mandeha / Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranan_ drana Rabenarluo nony nandre ny teny nataon'ny mpikabary nandokadokaazY, Ahitsio |
Miandraikitra [hery] | : | (andraikitra) mt. s. (miandraiketa): Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? Ahitsio |
Miandra [hery] | : | (andra) mt, s, sady mt, p,: Mijery ambony, manantena, - Tondro miandra reny: milaza ny olona manantena lava ny hampiana, f Miandra +ahy miandra vavy: enti-milaza sakan-jaza lahy na vavy efa lehibebe ka mahatsiaro faniriana te-hanambady, I Miandra vovonana: mangatabady, Ahitsio |
Miandoha [hery] | : | (loba) mt, a.: Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra, Ahitsio |
Miandevo [hery] | : | (andevo) mt, s.: Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy, 1 Entimilaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa niuoaka M'y miandevo. Ahitsio |
Miandany [hery] | : | (lany) mt, s, (miandania): Momba, manaraka: Tsy miandany amin'ny mpitokona akory izy. Ahitsio |
Miandalana [hery] | : | (andalana) p, mt,: Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny famplanarana ny ankizy. 1 Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary, ! Miandalandalana (andaiandala-' na) mt. s. (miandalandal?na): Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandaiandalana ny manavy. Ahitsio |
Miandahy [hery] | : | (lahy) mt, s.: Manao asa fanaon-dehilahy. - F,-p,: Miandahy miambavy: mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy. Ahitsio |
Mianavaratra [hery] | : | (avaratra) mt. s,: Mandeha mankany avaratra, Ahitsio |
Mianatsimo [hery] | : | (atsimo) mt, s.: Mandeha mankany atsimo,l Mampitodika any atsimo: Nolazain'ny ntaolo fa ny mpamosaoy no mianatsimo loha, Ahitsio |
Mianatra [hery] | : | (anatra) mt.p. (mianara): Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marlka izahay isan.kariva, 1 Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fltenin'i nenibe Ikoto ka mampiho. mehy erg,. Ahitsio |
Mianala [hery] | : | (ala) mt. s.: Mandeha mankany an'ala: Lasa nianala labanikoto. Ahitsio |
Mianakavy [hery] | : | Mpianakavy ;ana_ ka) p.t.: Entimilaza ny olona rehetra ao anatin'ny fianakaviana, Ahitsio |
Mianaka [hery] | : | Mpianaka (anaka) p, t.: Teny enti-milaza ny flfandraisan'nY ray na ny reny amin'ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka. / Mpianaka Imboasalama sy Ranavalona ndriam belomasi - na, Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-drenY sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha lanareo mianaka hoy Rakoto tamin'iiay mpamptanatra sy mpianatra niaraka taminy. Ahitsio |
Mian [hery] | : | Tovona fanaovana ma.. toanteny enti-milaza toerana aleha: Mianala, mianatalmo, Ahitsio |
Miampofo [hery] | : | (fofo) mt.p. (miampofoa): Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin'izany. Ahitsio |