Teny nampidirina farany

Miampirina
[hery]
:(ampirina) mt, s,: Mifltsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao lzY fa matahotra an-drainy, hono, ? M.h.: Miampify. Ahitsio
Miampify
[hery]
:(ampify) mt, s. (mi. ampifl'a): Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany ka tsy hitan-dRakoto, Ahitsio
Miampy
[hery]
:(ampy) mt, p. (miampta): Mitombo, mihabe: Niampy lndray ny mpianatra tanna lto, 1 Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm Ilay lamba nouinidiko, Ahitsio
Miampatra
[hery]
:(ampatra) mt, a,: Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary. Ahitsio
Miampanga
[hery]
:(ampanga) mt, p, (miampangd): Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy flfenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanan tanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao tenu, 1 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin'ny fitsarana, amin'ny lehibe: 1zaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangala. tra ny volako. Ahitsio
Miampaingo
[hery]
:(Paingo, ampaingo) mt, a,: Misahirana amin' ny fiantohana trosan'olona, Ahitsio
Miambozona
[hery]
:(vozona) mt, p, (miambozdna): Mitondra (zavatra) eny ambozona, * Mlambozom-bola: enti-milaza ny vary eny antanfmbary izay ahitana salohy efa mit ondra voa, * Ohab,: Maniry manitra ohatra ny alika miambozonkoditra: eo akalkin'ny zavatsoa iray lalandava, nefa tsy afaka hanararaotra. Ahitsio
Miambony
[hery]
:(ambony) mt, s.: Manambony tiena. Ahitsio
Miamboho
[hery]
:(ivoho) mt, p, sady mt, s, (miambohod): Manatodika ny lamoslna any amin'ny,..: Miamboho olo_ na. 1 Mandositra: Nodoram_ belona ireo niamboho faha_ valo. 1 Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin'ny taona,,, no niamboho ny mpanlaka Ra,,, * Miamboho lehilahy na miamboho lahy: mandositra an'ady. f Miamboho adidy: mandositra na milefa andraikitra, Ahitsio
Miambina
[hery]
:(ambina) mt. p. (miambena): Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fladidian'ny tena mba hiaro azy tsy ho slmbasimba foana na hisakana azy tay handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin'ny alina, / Iza no miambina ny gadra anio? Ahitsio
Miambezo
[hery]
:(ambezo) mt, s, sady mt, a, (miambezoa): Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokeiy, ? M,h,: Jar, Mangataka. Ahitsio
Miambatra
[hery]
:(ambatra) mt, s,: Miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany. ? M.h.: Miakanakana mivakavaka, miakak?, ada(a va-va, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka, Ahitsio
Miambany
[hery]
:(ambany) mt, s,: Manambany terra, Ahitsio
Miambalambala
[hery]
:(ambaiamba. la) mt, a, (miambalambald): Manao teny tsy mazava loa. tra, Ahitsio
Miambakavaka
[hery]
:na Miamba. kambaka (ambakambaka) mt, s.: Miambatrambatra na miakanakana eo am.pitenenana: Miambakauaka izaitsi. zy Rakoto rehefa miteny, Ahitsio
Mialona
[hery]
:(alona) mt, p, sady Malahelo noho ny soa azon'ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manama. nana noho ianao izy, Ahitsio
Mialokaloka
[hery]
:(aloka) mt, s,: Mi. aloka amin'ny hainandro: Hadalana ny mialokaloka amin'ny hazo tsisy ravina, 1 h.o.: Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina an. drefana ireo mpltsoa.ponena_ na avy any atainanana, Ahitsio
Mialoka
[hery]
:(aloka) mt, s, (mialo_ fa): Maka toerana eo amba. ny zavatra iray izay miaro ny tena amin'ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy o. ram-baratra, Ahitsio
Mialoha
[hery]
:(aloha) mt, a, (mia_ lohava): Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina, ? Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha ity+ famantaranandroko it9, Ahitsio
Mialo
[hery]
:(alo) mt, p,: Mitondra hafatra: Moa ue efa nisy nia-Io ria tenin'ny Filohan'ny Nosy? 1 Manatsoboka ao a. naty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka a_ laovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny uariny ao anatin'ny ro, Ahitsio