Teny nampidirina farany

Mialina
[hery]
:(alina) mt, s,: I (mt. p.t-j. ialinana, fialinana): 1) Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy Lino na, hauita io zaitra io, 2) Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io lao. ka io ka simba, / Hena miaa lin-taon no hanina amin'ny Fandroana. II (mt. p.t-j. ialemana, f'ralemana) 1) Misaka. fo hariva: Tamin'ny siuy iza. hay uao nialina omaly. 2) Mihinana (zavatra hafa noho ny vara') amin'ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomanga ry zareo ato atsimo. l F.-p.: Mialina andro: efa nijanona indray andro, Ahitsio
Mialjmbolo
[hery]
:(alimbolo) mt, s,: Miotrika ao anaty lavaka: Akondro masaka ifotony ue itony anao itony? ? Tsia, a_ kondro nialimbolo ireny, Ahitsio
Mialikalika
[hery]
:(alika), mt.s.:Miangentsangentsana, sarotsarotiny. Ahitsio
Mialikalika
[hery]
:(alika) mt. s.: Manao toetra na fiainan'alika, ratsy toetra, ratsy fiaina, Ahitsio
Mialanalana
[hery]
:(alanalana) mt. s,: Mihataka, tsy mikasika, mi. tokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin'io raharaha io, Ahitsio
Mialakaforo
[hery]
:(alakaforo) mt, s,: Mikiribiby: Mialakaforo izy raha manao zauatra, Ahitsio
Mialahilahy
[hery]
:(ialahy) mt. s,: Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra, Ahitsio
Miainga
[hery]
:Miala amin'ny 4 maraina izahay rahampitso, - F,.p,: Miala aina: matai. / Miala faran'ny lohany: mio. va fihetsika mba hialana a. min'ny vintan-dratsy mpahazo ny tena hatramin'izay, / Miala faditra: manala nY ratsy amin'ny tena, / Miala lia. na: manaram-po amin'ny zavatra iray tiana, / Miala janona: miato kely eo am-panaovan-draharaha iray. / Miala nenina: manao izay faran'ny azo atao, J Miala sasatra: ma. ka aina. / Miala tsiny: mana-la ny hadisoana mety haha. voa ny tena dieny mialoha na izay efa mahavoa mihi. tsy, / Miala vola: mandoa vo-la. / Miala vonkina: manampatra, manararaotra mba hanamparana ny hery. / Miala Ankatso ka Ambohidempona: mandositra zava-manahirana iray nefa sendra ny mitovy aminy ihany. / Tay miala uehana: tsy mihemotra na kely aza. / Manao fialan'ny Jiosy: miala mitsaitsaika mangina tsy misy mahita na mandre firy. Ahitsio
Miala
[hery]
:(ala) mt, a, (miald): Manala amin'ny tena: Miala tsiny, miala satroka, ? Afaka: Tsy mety miala fo pentina io na sasana axa, 1 Mijanona tsy ho,,.: Miala tsy ho ben'ny tandna intsony, ho-no, Randria, ~ Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahaooa, ? Ahitsio
Miakotso
[hery]
:(akotso) mt, s,: Misy sisiny vita haingo: Ohatra ny miakotso volamena izany lamban.ditanona izany, Ahitsio
Miakoriasa
[hery]
:(akoriasa) mt s,: Miahanahan, miroahana, misalasala, Ahitsio
Miakatra
[hery]
:(akatra) mt, s, (mia. kara): Miala amin'ny toerana ambany ka mandeha mankamin'ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony a. ho, 1 Mitombo: Miakatra ny vidim.bary amin'izao fotoa. na izao. / Niakatra indray halina ny hafanan'ny marary. Ahitsio
Miakanjo
[hery]
:(akanjo) mt, s, (miakarnjoa): Manao ak?njorMiakanjo mainty izy satria mi. saona. ?Mampiditra akanjo. Ahitsio
Miakanga
[hery]
:(akanga) mt. s,: Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy. Ahitsio
Miakanakana
[hery]
:(ahana, akanaka, na) mt, s.: Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan'ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan'ny olona, Ahitsio
Miakana
[hery]
:(akana) mt, a,: Mi. hambahamba eo am.pitenenana, Ahitsio
Miajokajoka
[hery]
:mt, s,: Mitovy aamin'ny Miadokadoka. Ahitsio
Miaingitra
[hery]
:(aingitra) mt, s: Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin'ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra er9 iny zaxauauy iny rehefa mamin. dra, 1 Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin'ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiafngitra amin'ny sakafo i dadatoanay, Ahitsio
Miainginaingina
[hery]
:(ainginaingina) mt, s. (mlainginaingena): Mipetraka ssy marin-t oerana tsara eo ambony zavatra. Ahitsio
Miainga
[hery]
:(ainga) mt. s, (miain. ga): (mitovy amin'ny Manainga) Miala amin'ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiara. manidina? Ahitsio