Teny nampidirina farany

Miadra
[hery]
:(adra) mt, s,: Misitritritrika. 1 Maneho, manivaiva. Ahitsio
Miadonadona
[hery]
:(adonadona) p, t,: Miseho miavonavona a. min'ny fandeha. ? M,h,: Mianjonanjona, miandranandrana. ? M.h.: Mingadongadona, migadogadona. Ahitsio
Miadokadoka
[hery]
:(adokadoka) mt, s.: Miedinedina, maneho hakevohana amin'ny fitenY sy ny fihetsika, miajokajoka. Ahitsio
Miadidy
[hery]
:(adidy) mt. P. (miadidia): Mandray ho andraikitra, tompon'andraikitra amin'ny.,.: Iza no miadidy ny fanaovana itY lalana it?? 1 Mifehy, mitondra: Rakoto no miadidy io tranom-baro. tra lehibe Io. Ahitsio
Miady
[hery]
:(ady) mt, s. (miadia): Mifamely amin'ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra aria ho ny an.dRamarouolana, 1 Mifampitory enY amin'ny fitsarana: Miady loua ireto olona ireto, ~ Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo, ? Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr'it9 laiimoara f+v ? M,h,: Rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifaniinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamo. voka mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo mifanorotoro, mifanotoh?to, mifandripaka, mifandringana. Miady amin' na tsinontsinona: miady volom-balala, miady rivotra, manao ady anoano, ?Miady heuitra: miady saina, mifanolana, mifandapa, mifandahatra, mifandany ron-doha, mifamandraka, mifanjinja, mifanditra, mifandohika, mifanjihitra, mifandafatra. ? Miady cava: manasa lela. ? Miady lahy: miady laka, miady laharana, miady ho lohany, miady voninahitra, seza. ? Miady rivotra: mangataka firariam-bidy, mila hihiny, mitady sitrany ahay. ? Miady aina: manary aina, ambavahoana, andohariana, aina miampify, manao fandrimbolana, misaraka aman-teny, lomorim-bavorona, maty tapaka, miala aina, mitsoaka ain-dehibe. Ahitsio
Miadana
[hery]
:(adana) mt, s, (miadana): Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin'ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra, / Miadam-piteny Rakoto, ~ Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona, - F,-p,: Mihazakazaka tratran'ny miadana: enti-milaza ireo lzay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran'ireo izay mande-ha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavltan,javatra fa ny fanaovana am-pilaminana, ? M,h,: Maika tsy faingana toa dian'ondry, / Ny soa mampiadana na mahafladana: rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aorfana aza. / Miadam-pinaritra: sambatra tanteraka: "Veloma, masina, ry nahafoizana ? tratraran'ny ela ka dia soava / hiadam-pinaritra lalandava". (Ny Avana) * Ohab,: Miadan-dratsy ohatra ny boka mitery: entimilaza Izay mba mahita fiadanana ihany na dia ao ana. tin'ny fahasahiranana lehibe aza, ? M,h,: (fandeha) Miadampandeha votsa dia mibanaika midanesaka, midaresaka, mitanesaka, mitsikozakoza, mikisaka midraiko, milaiko, milaikol?iko, mitsilaikolaiko, midreho, mtjebo, mikonesa, midanoka, mikidanodanoka, milakolako, milaikalafka, mi. tsitalka, midehadeha, miledaleda, miretareta, mitsiretareta, mitsiredareda, miresaresa, mirisarisa, mirezareza, mitaimedameda, mirerarera, mita. redretra, manisa dia, manisa vitsika, mampandady foza, mamindra malako, ? (fanao. van--javatra sy fihetsika): miadam-pihetsika, votsa, tsy maika, tsy rototra, somararetra, milasilasy, ela tanana mivotsavotsa, mitsivozavoza, mitavozavoza, mitsikozakoza, mihamoka, mihoninkonina, mitsirendrena, mimasimasy, mitaredretra, mitoredretra, milanona, milalotra, milalo, milamina, miladina, misamosy, maka mora, tsy maka sarotra, tsy miraika, mikirindreva, malai-mihetsika, mikisina, mibonaika, mibonenika. ? (fiteny): Miadampiteny, miadambava, votsa vava, mianoka, midanoka, miadamahefa, miadamohaka, midarona, tay rototra. ? Miadana, sambatra, finaritra, tsy sahirana, tretrika, metroka, henika, afa-draorao, afa-kopakopaka, tsy miondan-tanana, tsy mandray ravin-deno, manan-jara, tsy mandray ravin'avaratra, ma-nana ny ampY, manana amby ampy, miadana miriaria, miraondraona, miaina an-kalalahana, mianoka, migalabina, milamina. Ahitsio
Miadala
[hery]
:Miadaladala (adala) mt.s. (miadaladal?): Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mlpetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana, ~ Tia loatra, matimaty: Niadaiam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany. Ahitsio
Miaboabo
[hery]
:(aboabo) mt, s. (miaboaboa): Miavoavo, mivongovongo, mitringitringy, mifanongoa, - t.i.f.: Fiaboabo, mpiaboa. bo I iaboaboana, fiaboaboa. na, Ahitsio
Miabo
[hery]
:Miibo a,: Mari-pamantarana fampitahana (< ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin'ireo zavatra ampitahaina (miabo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7. Ahitsio
Mi
[hery]
:Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)'na mt, s, (mi. hazakazaka, miuezlvezy). ? Betsaka amin'ny mt mitovona mi- no mifamaly amin' ny mt, mitovona man: Mi. petraka, mametraka ? mive. rina, mamerina; farany, ny tovona mi- dia mbola azo amoronana matoanteny: a) milaza fitondrana akanjo eny amin'ny tena: mipataloa, misatroka,.,; b) milaza fananana endrika, maso, loha,,. toy izao na toy iz?tsy: mitarehim-bazaha, mimasom-borondolo, micoloma_ so,,.; d) milaza fizarana zavatra, raha mitovona amin'ny teny milaza isa: mitelo, miMiabily (abily) mt, s, (miabilia): 1) Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo.mihaja io tanao ka dia miabily toy izao? ~ Mifanahin'adala, mifanahimbiby, lany henatra, ~ Mamo. tl-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady, ? M.h.: Miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena. Ahitsio
Mi
[hery]
:o,: Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin'ireo ambaratongam-peo amin'ny gaina na gamatra. Ahitsio
Mezaka
[hery]
:na Mezamezaka p.t.: Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazauauy mezameza. ka iny no nitady azy tao, - t.i.f.: Mezahina, voameza. ka / mamezaka, manameza. ka, famezaka, fanamezaka, mpamezaka, mpanamezaka / anamezahana, fanamezaha. na I mahamezaka I mezamezaka / hamezaka, hamezaha. na. Ahitsio
Mezahina
[hery]
:(mezaka) mt, ih, (mezaho): Atao tonga marlify, Ahitsio
Meva
[hery]
:p.t.: Tsara tarehy. Ahitsio
Metroka
[hery]
:Enti-milaza tarehy mivindimbldina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy i. zao? 1 h,o,: Manankarena, komohina: Raha tsy metro_ ka ve izy, hahauidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny? ? M.h.: Jar, Manankarena. 1 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Va. hoaka metroka, Ahitsio
Metro
[hery]
:a,: Poleta (f,s,b,) Ahitsio
Metisy
[hery]
:(fr, m?tis) a, sady Terak'olona samy hafa firazanana; safiotra, zafindraony, - Lamba metisy: ilay antsoina amin'ny teny frantsay hoe "toile m?tisse": lamba vita amin'ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo. Ahitsio
Metia
[hery]
:(maika aty) mt.: Avia, avia ety Ahitsio
Metatra
[hery]
:(fr, m?tre) a,: Halavan-drefy vahiny mitovy a. amin'ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity, ? lai.: Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin'io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Vary ny metatro fa ampindramo kely ny ana(' aho, Ahitsio
Metaly
[hery]
:(fr. m?tal) a,: Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ni' uolamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra. Teny misy heuitra ifandraisanY: Mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamafnty, halimo, volavelo. na, volafotsy, volamena, andrlamby, taimby, Ahitsio