Teny nampidirina farany

Mavoroka
[hery]
:(voroka) p.t.: Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa aria) any, ? M. h,: Jer, Maimbo. Ahitsio
Mavony
[hery]
:(t, tr,) p.t.: Enti-mllaza olona botrefona lava; lava vaventy. Ahitsio
Mavomavo
[hery]
:p.t.: Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambaniuohitra ho macomavo mihitsy ianareo tamboniuohitra! Ahitsio
Mavokely
[hery]
:a.: Anaran'akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy. Ahitsio
Mavokely
[hery]
:p.t.: Volon-dokon' ny vonim-paiso. Ahitsio
Mavointana
[hery]
:(voina) p.t.: Afabaraka, very hala. Bo-ka. Ahitsio
Mavoina
[hery]
:(voina) p.t.: Voan'nY loza, tra-boina, Ahitsio
Mavoina
[hery]
:na Hamavoina (mauo) mt, ih, (mavoy, hamavoy): Atao tsinontsinona: Tsy ma_ naiky aho fa nohamauoiny teo imasom.bahoaka ? M.h.: Esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohlna, Ahitsio
Mavoana
[hery]
:(mavo) p.t.: Entimilaza ny feta tsy marihitra na ny mangahazo tsy tsara masaka loatra. Ahitsio
Mavo
[hery]
:Vony vasobasoka: Tianao ve it9 lopotra mauo it9 raha hanaovana zipo? 1 Malotoloto: Mavo erY izany ranjonao izany fa andeha sasao, - t.i.f.: Mavoina, hamavoina / manamavo, fanamavo, mpa- namavo / anamavoana, fanamavoana / mifamavo / mampanamavo / mavomavo / mahamavo, hamavoan, - F-p,: Mavo mena: volombarahina, / Mavo teny: tsy arabina na ekena ny teny na baiko omeny, / Mauo voua: ilazana ireo mahantra sy sahirana am-pivelomana, ? Mosary lehibe, Ahitsio
Mavitrika
[hery]
:Mavitribitrika (uttrlka) p.t.: Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zava. tra: Aoka havitribitrika re_ hefa miasa fa aza milasilasy toy izao. Ahitsio
Mavio
[hery]
:(ufo) p.t.: Matanjaka, mailaka, mavitrika, Ahitsio
Mavingo
[hery]
:P.t.: Maimbo fofona lo, masiso, ? M.h,: Jar, Maimbo. Ahitsio
Mavikiviky
[hery]
:(vikiuiky) p.t.: Matanjaka, mavitrika, Ahitsio
Mavika
[hery]
:na Mavibika (vika) p, t,: Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahaflnaritra ahy iny zokin'ise iny fa mauibika, Ahitsio
Mavibika
[hery]
:(vika) p.t.: Kingakinga sy matanjaka. Ahitsio
Mavesatra
[hery]
:(vesatra) p.t.: Be lanja manindry mafy: Entana mauesatra, 1 Bevohoka: Ma- vesatra izy fa omeo toerana, ? M,h,: Mitondra rano, ma. zef aira mltsinaka, 1 Mihoninkonina, tay kinga, milondolondo: Mavesatra erY ixany famindranao izany, 1 Ma. nelonelo: Mauesatra ny andohako, / Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona. / Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana, ? M,h,: Mazefatra mafonja, madonda, man?nja, maonjana, tsy zakan'olo.mahia, mitambesatra, mitambaby; Ahitsio
Mavao
[hery]
:p.t.: Ratsy fofona, ma. nomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany, ? M,h,: Jar. Maimbo. Ahitsio
Mavany
[hery]
:(vany) Olon.doza sy masiaka ary ratsy sains ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany zhany: ny loza azo, ny baraka afaka. 1 Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy ma. tahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia la-sana ihany ?'lay rahona ke. ly mauany ? ka volana roa mibaliaka ? no hitako samy sariaka (J. N.). Ahitsio
Mavandy
[hery]
:(vandy) mt, s.: Mandainga, Ahitsio