Teny nampidirina farany

Mavana
[hery]
:((vana) p.t.: Mangalamavo somary mena. Tsars tarehy, mandefa taratra malefaka: Maitso mavana izany fohasaha lzany ka ma_ ha-te hipetrapetraka, Ahitsio
Matsoraka
[hery]
:(tsoraka) p.t.: Lava mahitsy sady manifY, Ahitsio
Matsora
[hery]
:(tsora) p.t.: Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora {zany ro izany, 1 Enti-milaza loko na volon- javatra mazavazava: Tiako ihany it9 lamba mangamanga itY na dia matsora aza ny volony, Ahitsio
Matsoina
[hery]
:(matso) mt, ih, (ma_ tsoy): Entina andavanandro: Ity ndakar4fo matsoiko, Ahitsio
Matso
[hery]
:(angl, march) a,: Filahara-miaramila manao fanazaran-tena, 1 Famindran'ny miaramila eo anoloan'ny lehibenY na ny manampahefana, 1 Matsoina. Ahitsio
Matsitsy
[hery]
:(tsisy) p.t.: Fatra-pitsitsy, tsy mandanilany, kahihitra, Ahitsio
Matsiro
[hery]
:(tairo) p.t.: Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataouy matsiro ny iaoka fa fety ny andro! ? M,h, na misy heuitra ifan. draisana: FY, mamy, mafilotra. Teny iray tarika: Mafotra, mafotrafotra, matraboka, mafiaka. Marikivy: maki-raira, marlmarikivy, mamorivory rora, mangivihivy, masiloka, madilo. Matsatso, ma. tsaboka, makafoka, matsaboaka, matsatsotsatso, matsaotsao, marano, matsora, matsamby. Ma ngananga nana, mafaitra, mangidy toy ny tangena, mangid? toy ny va. hona, monta mangetana, mangidy faxa, Masiaka, malaholaho. Masirasira, mamimamy, mangidy sira, mangidy molaly. Manaikitra, maka tenda, mameofeo, mangeokeoka, maisatra, handatra, homandanilany, Ahitsio
Matsilo
[hery]
:(tsilo) P.t.: Mahira-ma. so fatratra, mahita zavatra faran'ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahi' ta lava-panjaitra amin'izao takariva izao. 1 h,o,: Mahira-tsaina, mahadinika, - Matsilo orona: ma. hay manambolo aoka izany, Ahitsio
Matselaka
[hery]
:(tseiaka) p.t.: Kinga sy mailaka amin'ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka, 1 Haingan-tsaina sady haingam.pamaly:Matseiaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin'ny mari-ka an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny, Ahitsio
Matsatso
[hery]
:(tsatso) p.t.: Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso i. zany ro izany fa asio sira ke- ly, 1 Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahate. ny matsatso. Ahitsio
Matsaotsao
[hery]
:Mitsaotsao (tsao. tsao) p.t.: Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fitenY indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsao. tsao izany paoma izany, ? M,h.: Maranorano, be rano. Ahitsio
Matsabory
[hery]
:(Tsm) a,: Kamory. Ahitsio
Matsaboaka
[hery]
:(tsaboaka) p.t.: Tsisy tsirony, tahaka ny vo. manga be ranci. Ahitsio
Matsaboka
[hery]
:p.t.: (fihasimban' ny hoe matsaboaka) Entimilaza zavatra tsy misy tsirony, toy ny voankazo maranorano, Ahitsio
Matsa
[hery]
:a,: Karazan-kazo. Ahitsio
Matroka
[hery]
:p.t.: Tsy mazava, tsy manganohano intsonY, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotDy amin'it9 firauaka it9, 1 Matrohina voama. troka / manamatro~ra, fana. matroka, mpanamatroka / anamatrohana, fanamatroha. na / matromatroka, Ahitsio
Matrohina
[hery]
:(matrohy) Atao tonga matroka, vasohina. Ahitsio
Matrangy
[hery]
:(fit,-p,) a,: Vodyvary, Ahitsio
Matrafotrafo
[hery]
:na Matrafotrafo. ka Entl-milaza zavatra be menaka toy ny hena ma. tavy be. Ahitsio
Matraboka
[hery]
:(traboka) p.t.: Matsatso, sahala amin'ny voankazo be rano. ? M.h.: Matsaotsao,maranorano, Ahitsio