Maromita [hery] | : | (fr, marmite) a.: Mpiasa an-trano, mpahandro. Ahitsio |
Marolongo [hery] | : | a.: Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an'ilay na-mono ny namany; somary volombatolalaka i misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka). Ahitsio |
Marolily [hery] | : | (t, tr,) p.t.: Mandimbolo noho ny taviny. ? a.: Reniomby. Ahitsio |
Marolafy [hery] | : | a.: Sary ieometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy. Ahitsio |
Marokoroko [hery] | : | (rokoroko) p.t.: Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao. Ahitsio |
Marojinja [hery] | : | a,: Karazam-bakana, Ahitsio |
Maroina [hery] | : | (maro) mt. th. (maroy): Atao tonga maro. Ahitsio |
Mararirary [hery] | : | marisarisa, mafanafana. Ahitsio |
Marofirofy [hery] | : | (rofy) p.t.: Tsy dia salama loatra, Ahitsio |
Marofy [hery] | : | (rofy) p.t.: Marary, voan'ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra. Ahitsio |
Marofaka [hery] | : | a,: Anaran-javamaniry, Ahitsio |
Maroavolona [hery] | : | a,: Anaran-kazo, mitovy amin'ny Malemllahy, Ahitsio |
Maroatody [hery] | : | a,: Zavamaniry misy vodiny toy ny ovy fanome ny vorona. Ahitsio |
Maroandro [hery] | : | a.: Hazo fanao tehina. Ahitsio |
Maro [hery] | : | p.t.: Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro. 1 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa ui. tsy no afaka. - t.i.f.: Maroina, hamaroina / manamaro, fanamaro, mpanamaro / anamaroana, fana. maroana / mahamaro / maro. maso j hamaro, fahamaro, hamaroana, fahamaroana. Ahitsio |
Marivo [hery] | : | (rivo) p.t.: Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan'ny va. vany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vo. hony sy ny fanambaniny: Marivo it9 rano it? fa hatreo am.balahana fotsiny, ? Tsy latsaka lalina, manifY: Mariuo no fo, Ahitsio |
Maritra [hery] | : | na Marimaritra p.t.: Vao mafana kely foana: Ento amin'izay ilay rano, r'Iko. to a! ? tsy mbola mafana fa uao marimaritra e! ? M.h,: Afa-dranom-panala, mango. rovitsika. 1 h,i,: Mafampana toy ny hanavy: Isan.kariva ty zaza ity marimaritra, - F,-p,: Mard.hoditra: mangatSiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina). Ahitsio |
Maritiora [hery] | : | na Martiora na Martiry (fr, martyr) a.: Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon'ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho marltio. ran'ny fi7enena ireo maty tamin'ny tolom-pahafahana. Ahitsio |
Marisika [hery] | : | (riaika) p.t.: Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanaho, 1 Finaritra amin'ny zavatra iray, mandray ardara amin' ny zavatra iray: Tsy mariai. ha ny hipetraka any ambani. uohitra lzy. Ahitsio |
Marisarisa [hery] | : | (risarisa) Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy, ? M.h.: Mavozovozo, marofirofy, tsy metimety. Ahitsio |