Dikan'ny teny : Ainga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tombon'isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka: Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka. Ahitsio
2 a.: Fibatana, fialana. - t.i.f : aingaina na ingaina, voainga, tafainga / manainga, fanainga, mpanainga 1 anaingana, fanaingana j miainga, fiainga, mpiainga 1 iaingana, fiaingana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel