Dikan'ny teny : Ambony

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Amin'ny toerana avoavo kokoa miolotra amin'ny hafa: Any amin'ny rihana ambony izy no mipetraka. 1 h.o.: Mihoatra amin' ny fahavo, amin'ny laharana: Ny jeneraly dia ambony no-ho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy. 1 Fotoana ho avy: Hosoloako vao itY fiarako lb> amin'ny taona ambony. - t.i.f.: ambonina ) manambony, fanambony, mpanambony ) anamboniana, fanamboniana / fahambony ) fahamboniana. 1 ppk,: Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin'ny toko ny vilany. 1 Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana. 1 p.mt.: Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandaua. - Amboniny na ambony ampanga: mihoatra; ma-nome zauatm amboniny, ambony ampanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel