Dikan'ny teny : Amy

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo. 4 Li, fi: manamy / anamiana, fanamiana. Ahitsio
2 na Amin' ppk.: Teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka mflaza: a) fitaovana enti-manao asa: Manoratra amin'ny penina. b) fomba: Mihira aminkaravoana. d) fotoana: Miainga amin'ny fito maraina. e) olona itenenana: Miresaka amin-dRakoto. f) fiarahana: Miaraka amin'ny amboalambo. / Vary amin-dronono. g) faritra: Mandray zaza amin'ny sandriny. h) fanamarihana ny hoe araka ahy, araka anao...: Amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny. i) toerana: Hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana p.mt. milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy, ...: Mivory atsy amin'ny ben'ny tanĂ na ny loholona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel