Dikan'ny teny : Anatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny. 1 Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao. 1 Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja uitsivitsy ny filoha talohan'ny hiaingan'ireo hanao fanompoam-pirenena. - t.i.f,: Anarina / mananatra, fananatra, mpananatra / ananarana, fananarana / mianatra, fianatra, mpianatra / ianarana, fianarana / ampianarina ) fampianatra, mpampianatra i anatra / ampianarana, fampianarana. * Ohab.: Ny ana-dray amandreny toy ny tsipak'ombalahy: raha mahauoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina: tsy tokony hatao tsinontsinona na oviana na oviana ny torohevitra omen'ny ray aman-dreny. / Ataouy anatra imaso hifanatrehana, fa raha takona tonga fosa. / Mpiasabe uonton'anatra: any an-tsena avy no manao "rnbay lalana": ny zavatra rehetra —na dia izay tsara aza — dia mety hiova ho ratsy rehefa mihoapampana, mihoatra ny fetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel