Dikan'ny teny : Anio

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin'ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio. (Ny entimilaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel