Dikan'ny teny : Aro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron'akanjo. / Tandroka aron'ny uozona / Aro riaka ~ t.t.f•: Arovana, voaro I miaro, fiaxo, mpiaro 1 iarovana, fiaxovana / maharo. - F,-p.: Aro an-dalana: andia-miaramila natao hiaro eny andalana.I Aro riaka: tatatra atao akaikin'ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin'izany ilay voly na ilay trano. * ohab.: Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho Iena raha fahauaratra: enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel