Dikan'ny teny : Atemitra

1 (temitra) mt at. (atemero): Atao temitra; atao fefy andravahana: Taratasy henjana misy sarim-boninkazo mahafinaritra no natemitro ny efitranoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel