Dikan'ny teny : Avo

Hampiditra dikany vaovao
1 Avoavo p. t.: Ambony toerana: Avo boira ir? boky ir? ka tsy takatra 1 Lava: A-vo iray dia kokoa noho izaho izy. 1 Misondrotra ambcny, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra. 1 H.o,: Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra i t, i,f.: Avoavoina r manavoavo, fanavoavo, mpanavoavo i anavoavoana, fanavoavoana f miavoavo, fiavoavo, mpiavo• avo f iavoavoana, fiavoavoana f miavo f haavo, havoana. ? Avo dia: lava, manan-tongotra mitsipaikompaikona. f Feo avo: feo mahatakatra ambony. / Avo razana: ambony firazanana. ,t Fiten.: Avo ny lanitra ka tsy takatro: enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel