Dikan'ny teny : Avotra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Famonjena. • Fanafahana na fanalana ao anatin'ny loza. / Fividianan-javatra efa an'ny tena taloha ihany. 1 Fanongotana ny ketsa hafindra. - t.i.f.: Avotana, voavotra / manavotra, fanavotra, mpanavotra i anavotana, fanavotana / miavotra, fiavotra, mpiavotra / iavotana, fiavotana. - Avotra aina: fandosirana amin'ny loza, fahafatesana efa nandindona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel