Dikan'ny teny : Babo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona resy an'ady ka entin'ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy, ΒΆ M. h.: Sambobelona. ? Zavatra na fiadiana na entana, azo tamin'ny ady ka naniary fananan'izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra. ? p. t.: Resy, azo tanteraka: Babon'ilay zazauavy ny fony ha tsy nahapetraka izy, - t.i.f.: Baboina, voababo, binabo / mamabo na mambabo, famabo, mpamabo 1 amaboana, famaboanal mahababo 1 babobabo 1 fahababoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel