Dikan'ny teny : Baka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza: Ny tandrok'omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: Kirongo). ? Ny fisarahan'ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra. 6 ti.f.: Bakaina, abaka, voabaka, nobinaka 1 manabaka, fanabaka, mpanabaka f anabakana, fanabakana I mibaka, fibaka 1 ibakana, fibakana f mahabaka / bakabaka I sabaka. - F,-p,: Baka lany sahaza: tsy misy toa azy, tokana aman-tans. * Fiten.: Raha baka mahay misisika (na mihorirana ) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan'olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. I Fiten, mit. heu.: Raha mihen)an-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel