Dikan'ny teny : Baraingo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. toe.: Bila, bingo. - t.i.f.: Abaraingo, voabaraingo J manabaraingo, fanabaraingo / anabaraingoina, fanabaraingaana I mibaraingo, fbaraingo / ibaraingoana, fibaraingoana J mahabarainga. Ahitsio
2 a.: Mari-pijanonantsoratra (?) misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel