Dikan'ny teny : Bontolo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: VaventY makadiry ary iray tsy mivaky Kanety bontolo. - F.-p.: Bontolo fo : tokanteny, izany hoe tsY mba mivadibadika amin'ny teny ataony fa rehefa izay dia izay. / Lamba bontolo : lamba tsy mivitrana. / Olona bontolontolo : olona fohy nefa vaventy, boribory. / Manao bontolo fotsiny amin'izao : manao an'aina sy amborivory fotsiny, milaza hevitra an-terisetra sy tsy maintsy arahina na marina na diso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel