Dikan'ny teny : Boribory

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina : Boribory ny kanety ilalaaouan'ny ankizy. * F.-p.: Haxo boribory : hazo tsy nofisahana fa nendahan-koditra f otsiny, ka ampi'_ asaina atao andry, rairaindrihana.... / Valy boribory : valin-teny tsy mifanendrihendry fa ataotao fotsiny noho ny tsy fahampian-tsaina na ny hatezerana. / Olona boribory : olona tsy manan-kavana fa izy irery tsy ambra tsy lambo no sisa velona eto antany. - t.i.f.: Boriborina / manaboribory, fanaboribory, mpanabofibory / anaboriboriana, fanaboriboriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel