Dikan'ny teny : Elo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Zavatra vita amin'ny lamba ho aro amin'ny hainandro na ny ranonorana : Velaro haingana ny elo fa avy ny orana. / t.i. f. : Eloana, aelo 1 manan'elo, fanelo, mpanelo 1 aneloana, faneloana 1 mielo, fielo, mpielo / ieloana, fieloana 1 mahelo. - F,-p, : Elom-barauarana : lambam-baravarana. / Elo mena : elo natokana ho an' ny mpanjaka, ny zanak'andriana. / Elom-pandriana : lamba manarona ny farafara, mositikera. / Elon'aina : lamba misarin'elo misy tady izay idinana avy eny amin'ny fiaramanidina mitsingevaheva eny amin'ny habakabaka : Ireo mpidina amin'ny elon' aina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel