Dikan'ny teny : Fahasoavana

Hampiditra dikany vaovao
1 (son) a. : Fitahiana, soa lehibe : Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara. Fanomezana voajanahary nomen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fin. kat.) : Mampahazo fahasoavana ny sakramenta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel