Dikan'ny teny : Fahazarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zatra) a. : Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin'ny famerimberenana zavatra na asa matetika. - F.-p. : Entim-pahazarana : tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana f otsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel