Dikan'ny teny : Fanazarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zatra) a.: Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Miki fanazornna ny fahaizana marika ankandrina. / Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana :Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel