Dikan'ny teny : Fanompoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tompo) a.: Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrap ony :Fanom-Poana an'Andriamanitra. 1 Fanaovana ny raharahan'olona toy ny mpikarama. 1 Raharaha an-tery ho an'ny mpanjaka fahiny. 1 Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsY atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan'ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. - F,-p,: Fanompoana andriana: asa iombonan'ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel