Dikan'ny teny : Farasisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina toa mifamindra amin'ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery. Samy hafa ilay farasisa mahazo ny zazakely sy ilay farasisa azo avy amin ny firaisana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel