Dikan'ny teny : Filo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanjaitra. * F,-p.: Filo virotra: hazo misy fantsika maranitra miranirany natao hampijaliana ny olo-meloka fahizay. J Tsy filo tsy fihatsaka: mahantra tay manana na inona na inona. Ahitsio
2 a.: Ny benitra eo andohan'ny basy izay ajoro ka a-tao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan'izany. * Mamaky filo: manao an-ditra mamaky ny toerana misy filo. / Mivaha na misokatra ny filo: azo aleha ilay toerana misy filo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel