Dikan'ny teny : Fitabatabana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tabataba) a.: Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban'ireo ankizy ireo, ~ Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin'io tanĂ na io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel