Dikan'ny teny : Fitsapana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsapa) a.: Fikasihana amin'ny tanana: NY fitsapana no ahalalan'ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan'ny zavatra iray. ~ Fanandramana: Efp nanaouanao fitsapana ve et? masinina vao namboarinao ity?. ? Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan'ny mpianatra. / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin'Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao ?ao. 1 Famangiana amin'ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: E-fa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel