Dikan'ny teny : Herohero

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra noho ny ahiahy samihafa. - t.i.f•: Heroheroina, aherohero, voaherohero,tafaherohero / manerohero, fanerohero, mpanerohero / aneroheroana, faneroheroana / miherohero, fiherohero, mpiherohero / iheroheroana, filreroheroana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel