Dikan'ny teny : Honkona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran'nyangady na antsY, mba hahamafy ny fifandraisany. - t.i.f : Honkonana, ahonkona, voahonkona / manonkona, fanonkona, mpanonkona / anonkonana, fanonkonana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel