Dikan'ny teny : Ianona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ranona s.o.: Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a. / Asaivo mankaty Ranona. ? lantsoana na anondroana Q1ona itenenana, saingy fanaon'ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: lanona ity koa mahasosotra. / Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel