Dikan'ny teny : Jijy

Hampiditra dikany vaovao
1 (Tsm) a.: Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra. Ahitsio
2 a: Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely. - t.i.f.: Jijina, voajijy 1 mijijY, fijijy, mpiiijy I ?ijiana, fijijiana. Ahitsio
3 a.: Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka. 4 Fanaovana na fandaniana tsikelikely. ? Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsars. I Jijina, voajijy / mijijy, fijijy, mpijijy I ijijiana, fijijiana I mahajijy / jijijijy / mijijijijy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel