Dikan'ny teny : Kotrifana

1 a.: Fitiavana sangy maherihery setra; tsy fahapetrahana eo amin'ny toerana iray fa mijilajila, fitrafantrafanana, trifana. - t.i.f.: Kotrifanina, akotrifana 1 manakotrifana, fanakotrif ana, mpanakotrifana 1 anakotrifanana, fanakotrifanana / mikotrifana, fikotrifana, mpikotrif ana 1 ikotrifanana, fikotrifanana 1 mahakotrifana / kotrifantrifana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel