Dikan'ny teny : Kotsa

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan'ny ranonorana izy omaly ka nanavy. - t.i.f.: Kotsaina na kotsana, akotsa, voakotsa, kinotsa 1 manakotsa, fanakotaa, mpa• nakotsa 1 anakotsana, fanakotsana 1 mahakotsa 1 kotsakotsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel