Dikan'ny teny : Lolompaty

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentina boribory lehibe mangamanga eo amin'ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel