Dikan'ny teny : Mandihy

Hampiditra dikany vaovao
1 (dihy) mt.p. (mandihiza): Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin'ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy, ΒΆ M.h.: Mitsinjaka, mirebika, mitotorebika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel