Dikan'ny teny : Misoitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (soitra) mt. s. (misoira): Misavasava ny lavenona, na ny vain'afo amin' ny hazo kely lavalava izay a-tao hoe soitrafo. 1 Maka voankazo amin'ny hazo lava marani-doha. ? (omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel