Dikan'ny teny : Mitantana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tantana) cit. p. (mitantàna): Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto, ? h.o.: Manampy ka mahatonga handeha amin'ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay. ? Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly. Ahitsio
2 (tantana) mt, s.: Mizara (hena, vary, sakafo, vo-la...). ? Mitovylenta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel