Dikan'ny teny : Ngadona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feon'ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy. ? Fahatongavana. * fi, f.: Ngadonina, angadona, voangadona, tafangadona 1 mangadona na manangadona, fangadona na fanangadona, mpangadona na mpanangadona / angadonana na anangadonana / fangadonana na fanangadonana I mingadona, fingadona, mpingadona / angadonana, fingadonana / mahangadona I ngadongadona. Ahitsio
2 Ngadona dia fiovaovan' ny feo hoentina miantsa tononkalo iray araky ny fihetseham-po ny mpanoratra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel