Dikan'ny teny : Rotsirotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanindrahindrana na fanasaviliviliana ny zaza eo ambony sandry mba hampatory na hampangina na hahafinaritra azy. - t.i.f.: Rotsirotsina, voarotsirotsy / mandrotsirotsy, fandrotsixotsy, mpandrotsirotsy / androtsirotsiana, fandrotsirotsiana / maharotsirotsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel