Dikan'ny teny : Sabatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. - F.-p.: Tranon-tsabatra: ny fonon'ny sabatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel