Dikan'ny teny : Sampy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany am-boalohany, fanafody nofonosina tapa-damba dia nasiana tady randrana lavalava mba hahazoana "misampina" azy, ka ny nikendren'ny ntaolo azy tamin'izany dia ny hiaro amin'ny valan'aretina toy ny sery, kohaka, aretin'andoha. - Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana: Ikelimalaza no nalaza indrindra tamin'ireo sampin'andriana. ? Fisaviliana amin-javatra hafa. - t.i.f•: Sampazana, asampy, voasampy, tafasamPY / manasampy, fanasampy, mpanasampy 1 anasampazana, fanasampazana / misampy, fisampy, mpisampy 1 isampiana, fisampiana, na isampazana, fisampazana / mahasampy I sampisampy / an-tsampY• Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel