Dikan'ny teny : Soavaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cheval) a.: Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy. - t.i.f• : Soavaliana / miantsoavaly, fiantsoavaly, mpiantsoavaly / iantsoavaliana, fiantsoavaliana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel