Dikan'ny teny : Sorohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (soroka) mt, ih. (sorohy): (tany na ahitra) Alana amin'ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany. ? Ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin'ny fitandremana fatratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel