Dikan'ny teny : Valviola

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. valvule) a.: Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin'ny rindrina anatin'ny fo na ny fantson'ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel