Dikan'ny teny : Vita

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa uao mba tonga ianao. 1 Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory. 1 Azo atao: Vitako io fa aza matahotra lanao. 1 Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony. 1 Tapa-ka, voafarana: Vita izay ny fanekena. 1 Maty, jingy: Notorahan'Ikoto indray mande-ha mania ilay fodilahy dia uita tery, - t.i.f.: Vitaina, vinita j ma-mita, famita, mpamita 1 amitàna, famitàna 1 mahavita j ahavitàna, fahavitàna 1 vitavita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel