Dikan'ny teny : Zaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampikambanana lamba amin'ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely. ~ Fomba nanjairana: Tzara zaitra it? akanjonao it? izany! i Zairina, voazaitra, zinaitra 1 manjaitra, fanjaitra, mpanjaitra 1 anjairana, fanjairana 1 mizaitra, fizaitra I izairana, fizairana 1 mahazaitra 1 zaijaitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel